RESAKY NY FO (Rado)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsela-jery vitsy monja no nifanomezantsika
Dia efa samy nahatsapa embonembona mifoha
tsisy resaka na teny, nefa fantatra tsy adika
f'ireny topimaso ireny dia efa resaky ny fo

RADO (18 okobra 1997)
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
16313 2
Hevitra mandeha
dapiste ( 17/09/2010 11:24)
tena marina izany
mikaloofficiel ( 11/04/2020 10:59)
Tsapako tokoa...
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rado
Nampiditra : nandalo
Daty : 26/01/2010 00:59
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0103