You are here: home > Vetso

Fo adala - rafenomanantsoa santatra

samy tiako izy roa
samy satriko ho malala
samy mamiko avokoa
samy hiriako ho anjara
.
.
iray ihany anefa no azo alaina
amin'ireto karazam-boninkazo
miaraka maniry ao an-jaridaina
nefa toa samy tiako tsy halazo

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha