You are here: home > Vetso

ny soratro - RAFENOMANANTSOA SANTATRA

Andriamanitry ny vadiko Rado
angadin'ny fasako iny peniny
ny fanahiny izay miloko mavo
no vatsy navelan'ny reniny
.
.
Zanaharin'andriamanitra ny Rainy
dadan'i randriamanantena ny avo
fa ny vadiko izay sombin'ny ainy
no handimby an'i dada efa lavo
.
.

iny zanak'Andriamanitra Ray
sy ireo sarin'i dadabe nahary
dia mitoetra eto mandrakizay
ny vadiny no mba solom-bary
.
.
nandresy ny fahafatesana
iny vadin'i dada malala
fa tsy levon'ny fampiretana
iny soratr'i poeta adala

Hametraka hevitra

Midira aloha