You are here: home > Vetso

POETA - RAFENOMANANTSOA SANTATRA

Izaho ilay poeta
mpanenjika rima
mpametaveta
ireo tononkira
.
poeta mibaiko
ny ainga ao anaty
hanery ny saiko
hitam-basy
.
izaho ilay poeta
manoratsora-poana
ny gadoko rehetra
jereo fa mivoana
.
izaho ilay alika
mpanaraka dona
poeta mandika
ny vadim-boadona

Sokajy : Aingam-panahy

Hametraka hevitra

Midira aloha