You are here: home > Vetso

SAMBATRA AHO - RAFENOMANANTSOA SANTATRA

Sambatra aho ry Malagasy
tena sambatra aho fa maty
maty noho ny fitiavana
anao malala tanindrazana

Hametraka hevitra

Midira aloha