KALOM-PITIA (Raims randriamalala (mahavonjy aimé))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ity tononkalo mba soratako
ao no anehoako ny fitiavako
ka izay rehetra avy ato am-poko
dia ho soratako an-tsokosoko

sy Ilay vetso-po avy ato anatiko
dia haborako ato fa tsy tantiko
ny hitazon'izany ho ahy samy irery
ka ataoko an-tsoratra mba tsy ho very

ka ataoko an-tsora-baventy hoe :
“TIAKO IANAO”

Nosoratan'i raims randriamalala
tamin'ny mai 2017
--------
Rohy:
Sokajy : embona - Fitiavana
1240 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0176