You are here: home > Vetso

TSILALAON-TENY HOE MANGA - IMAHAKA randriamalala (mahavonjy aimé)

tsilalaon-teny hoe MANGA

Mangarika
IMANGA...!
mangady,
Mangala-mangahazo
mangataka manga
manganana mangana
Manganohano, mangaina
mangina, mangatoka
mangahiahy
mangatsika, mangovitra
mangananganaka,


Ny tenda ka te hanontany hoe inona ary izany!

Noforon'i RAIMS RANDRIAMALALA (Mahavonjy Aimé)
27/02/2018

Sokajy : Hatsikana, Malalaka

Hevitra mandeha

raims randriamalala (27/02/2018 16:19:14)

rehefa mamaky azy ity ianareo dia ataovy somary haingana kely

Hametraka hevitra

Midira aloha