Fo feno fitia (Rakotojean)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Safononoka ny foko,
Te hamboraka fitia,
Ka ianao no mba antsoko
Hitoriako azy 'ty.

Ny fontsika roa,
Zay hitambatra ho iray,
Dia ho sambatra tokoa,
Eo ambany fitahian'lay Ray.

Inao 'lay nofinidy,
Nihantefan'lay safidy.
Ka mba raiso sombiniaina
Ity foko mitaraina.

Mpanoratra:Rakojean
--------
Rohy:
1427 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rakotojean
Nampiditra : Rakotojean
Daty : 13/10/2014 15:27
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144