Olon_tiana (Rakotojean)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fantampantatra eny ihany
Ny olon_tiana eto an tany,
Hendratrendratra fijery,
Lasalasa saina irery.

Taitaitra koa ny fony,
Raha tereny mba ho tony,
Mihentanentana aok'izany
Te ahita anao hatrany hatrany.

Hafaliana lalan_dava,
Ny fiainany eto an_tany,
Ho feno tsiky tsy ho rava,
Sy haravoana hatranihatrany.

Mpanoratra: Rakotojean
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1196 0
Hevitra mandeha
Rakotojean ( 10/10/2014 16:09)
Ny fitiavana dia mila fahasahiana,tsy ampy ny mitsiriritra sy mihentana fotsiny fa ilaina ny famborahana izany amin'ilay olona hirian'ny fonao.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rakotojean
Nampiditra : Rakotojean
Daty : 10/10/2014 16:03
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0132