You are here: home > Vetso

Zara ho anao - Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)



ANY MBOLA MISY
ZARA HO ANAO
TONTOLO IRAY VAOVAO
METY TSY NOHEVERINAO
FA HITONDRA FIADANANA...
DIA IZA ?

TSY IZA FA 'LAY NAMANA
'LAY TIA SY MIANDRY ANAO

R.JO (14/06/04)

Hevitra mandeha

Malalason (14/06/2004 13:30:34)

nosoratako ity mba hampahery antsika rehetra izay mahay mitia ary manantena edena vaovao fa raha mbola misy Eva dia misy koa i Adama, ary mbola hisy Menarana

vetsoko (07/12/2004 18:34:21)

mirary antsika rehetra ahita ny zara ho antsika tsi11 avy,tsy ho tojo menarana

Hametraka hevitra

Midira aloha