You are here: home > Vetso

Embona - randjy


Na mbola tsy hitako aza ianao ,
Fa ny angolam-peonao  
Amin’ny antso an-tarobia ,
Dia efa nambabo sahady  ity foko te ho tia .

Eny na dia lavitra aza ianao
Any ambadika tsy  tazana ,
Lasa embona aho androany
Mba  hamaky ny vinany ,ka  hanandrana hitazana .

Fa ny andro iavianao
Toa   tsy andriko intsony ,
Angamba ny oroky ny molotrao
No paradisako  tsy hisy intsony

Sokajy : Fiononana

Mombamomba

Mpanoratra : randjy

Nampiditra : randjy
Daty : 22/03/2004
Mpamangy : 1851
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

Raha fantatrao mantsy
Tiako nefa alako

Hevitra mandeha

bichette (18/08/2004 11:58:28)


hi hi hi !!!!!!! dia tantarao hoe nanao ahoana ny tohiny, alefaso amin'ny hafatra e !

Hametraka hevitra

Midira aloha