TSY AHOAKO (randra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Maro loatra ireo npandrafy
Tsy mamela ahy hiaina
Manao ratsy tsy ankiafy
Angamba miandry ahy itaraina...?

Fa tsy ahoako akory anefa
Satria ny ratsy tsy maintsy ho lefy
Ka ny tsara indray no hahefa
Mandritra ny fotoana tsy voarefy
--------
Rohy:
656 1
Mpakafy: randra92b
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : randra
Nampiditra : randra92b
Daty : 30/07/2016 09:37
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142