Nisy... (Ra'Ony)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nisy tena nisy, mozika tena hafa nanaitra ny fanahy,
Nisy tena nisy, kalo tena hafa nanaitra mba ho sahy...
Nisy koa mba nisy, endrika tadidy tsy lefy torimaso.
Fa nisy koa ka nisy, orana nijojo nitondra ny ankaso....
--------
Rohy:
690 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142