ARRIVEDERCI ROMA (raozigasy)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Arrivederci Roma
Izay sahady aho dia efa ngoma
nefa mbola tsy nisidina
akory ilay fiaramanidina

Arrivederci Roma
izay sahady aho dia nisaona
ny fiarahana rehetra
ka niveri-najoretra

Arrivederci Roma
rahoviana indray re vao hihaona
soa fa vetivety ihany
tsy ho ela aho dia ho tamy

Arrivederci Roma
tsy veloma io fa mandram-pihaona
fa anaty volam-betivety
dia hotohizana ny fety

Ciampino 07-01-07
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
1187 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : raozigasy
Nampiditra : raozigasy
Daty : 07/01/2007 14:05
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0305