Isandratana - raozy

Mpanoratra : raozy
Nampiditra : raozigasy
Date: 16/06/2004
Mpamangy : 233
Isa : 0
Fidio :







Isandratam-bony maitso ny voahary lohataona
Isandratan-doko manga ny lanitra fa dify saona

Isandratan-kalokalo ny vorona eny an’habakabaka
Isandratan-tonokalo ny foko tia anao miavaka

Isandratana fitia ilay fitia nahita anao
Misandratà ry fitia, f’izaho efa tia anao

Paris 15 – 06 -2004

Sokajy : ahy, manokana

Hametraka hevitra

Midira aloha