Orokao (raozigasy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Oroka tokana
Ahy manokana
Ary ts’isy oroka tiako hoatr’izany

Satria orokao
Satria ianao
No hany olona tiako hanome ahy izany

Oroka fy
Oro-pitia
Nifanaovam-beloma sy nisarahana

Oroka fohy
Mitarika rohy
Satria teteza-mitan’ilay fiarahana


PARIS 09/07/04
--------
Rohy:
Sokajy : Fisarahana
1945 2
Mpakafy: mickellia 06 - raozigasy
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0319