tsy haiko intsony (Ratom)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
toa tsy haiko intsony akia ry neny
ny hangina tsy hiteny
tsy hilaza aminao
izay miafina ao ampoko ao

f misy hery manosika ahy
hanantona anao
mahagaga anefa aho tsy sahy
rehefa manoloana anao

ho tamperiko anio
raha ny fisalasalana
f ho lazaiko anw anio
ny ato ampoko akia malala

tia anao akia ny foko
kanefa tsy mahay maneho azy
ka aza avela itoloko
ity foko kely mbola zaza
--------
Rohy:
788 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ratom
Nampiditra : rebelratom
Daty : 31/05/2018 10:12
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136