You are here: home > Vetso

Herizo ANDRIANITSIAHY RAVONJISON

Mpanoratra malagasy.
Nanomboka ny taona 2015 izy no tena nanoratra. Nefa talohan'izay izy efa nanoratra tamin'ny karazam-pifaninanana maro samihafa.

Herizo ANDRIANITSIAHY RAVONJISON no anarana entiny manoratra. Fa ny tena anarany dia Herizo RAVONJISON. Teraka teto Madagasikara tamin'ny taona 2000.

Hametraka hevitra

Midira aloha