Angamba (Herizo Ravonjison Andrianitsiahy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Angamba tsy mahadiso,
Raha nisafidy anao ny foko.
Angamba tsy niniana,
Mety ho tsy fanahiniana.
Fa ireo nofy nahasondriana,
No tanteraka ka izao.
Angamba nomeko anao tsy nahy,
Mody izay f'aza tsiny,
Tsy ny hiteny aho no tsy sahy,
Fa ny hanoratra ho anao iny,
Eny hanoratra fa misy penina.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
734 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104