You are here: home > Vetso

Ny antony hanoratako - Herizo ANDRIANITSIAHY RAVONJISON

Ny antony hanoratako,
Dia ianao rahavako,
Ny antsan'ny vetso nosoratako,
Dia ny fiantefan'ny fitiako,
Izay nianjera taminao.
Izay nisafidy anao,l
Noho ny onjan'ilay hery,
Herin'ny fitiavako.
Dia nisafidy anao irery,
Izay no antony hanoratako.

Hametraka hevitra

Midira aloha