Zaza tsy mahasara-dreny (Herizo Ravonjison Andrianitsiahy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny endrik'ilay tiana,
Ny sarin'ilay havako.
Manome hafaliana,
Mampihombo ny fitiavako.
______________
Toa tsy manana sahala,
Na toa manganohano,
Manamonto toa oram-panala,
Ka tazanina na kamo.
______________
Nefa tsy miteny akory,
Na ny teniko aza tsy reny:
Ny sarinao tsy hanorisory,
Na dia zaza tsy mahasara-dreny.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
708 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145