fitia mihovahova (Rf.yonja)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
raha fisarahana no ilaina
tsy maninona fa aleho ho zakaina
tazonoko hoay samirery
lay tantara tsika roa ireny
ka maimaika ny anambady
ka dodona hisaraka
tia mbady ka mahay mampresaka
tia laotra ka mihetraketraka

amn andrianampoinimerina
ny ranomasina no valapariako
ny antsika kosa ny fofonaina no fetsim pitia
dia mba azonao hisainana
fa izao tsy mba kitakitaina
fa niahy dia ten kely fotsn
nefa ratsy olazaiko de lasa ohay rery kaozakaiko
ni foiko mbola tia
nefa ianao tsy nanaik an tia!
kanefa manin mou!
ra hisarak isika roa!

de zay fatapitra ny tantara
satry fitia efa voarara
bedebe kou ange nsipa e!
ra enao dia efa tsit e!
kazay no anao ry madama
ti efa fitia tsy anjara
ka na itomany ianao na aganohano
za irahara fa za hody an atrano
andehody izao de tsy mamo
--------
Rohy:
960 1
Mpakafy: batata16
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rf.yonja
Nampiditra : batata16
Daty : 09/11/2016 16:03
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145