ANGAMBA (RFE Andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANGAMBA

Angamba mety ho ilaiko
ity lalàna tiana hapetraka
fa androany aloha tsy haiko
fa toa hetraketraka...

Angamba hahasoa
raha tamim-piheverana
tsy natao an-dolofo
na tamin-katezerana

Angamba, angambaina
fa raha ny anio aloha
toa mampiferinaina
sy mankarary an-doha

RFE Andria - 21/06/2016
--------
Rohy:
Sokajy : Fiainam-pirenena
925 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : arofanina
Daty : 21/06/2016 08:25
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151