APETRAKO EO AMINAO... (RFE Andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
APETRAKO EO AMINAO...

Apetrako eo Aminao, ô! ry Raiko be fitia
ny ahiahiko rehetra, ny mavesatro malia
fa Ianao no manony, eny, Ianao irery ihany
no hany afaka mamafa ireto masoko tomany

Apetrako eo Aminao, ô! ry Raiko be fitia
ny hoaviko ampitso sy ny fiainako doria
ny anioko miserana sy mihelina, mandalo
mba harovanao tsy ho lavom-pahavalo

...

RFE Andria - 23/08/2016
--------
Rohy:
Sokajy : Vavaka
759 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : arofanina
Daty : 23/08/2016 12:17
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0152