FINARITRA AHO (rfra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FINARITRA AHO



Finaritra aho , satria
Mbola misy ny masoandroko
Izay manokatra ny dia
Sy miandrandra isan'andro


Miramirana , indray
Ny manodidina rehetra
Fitahiana mahasoa
Isaorana anie ny tsitoha


Ilay , Avo ao ambony
Dia tsy mba hitony
Izay mino ny finoany
Tsy ho very intsony

2003

Faraniaina RAKOTOARIVELO
--------
Rohy:
1300 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : rfra
Nampiditra : rfra
Daty : 17/06/2013 20:26
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143