METEO (rfra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
METEO



Taitra aho raha nahare
Izany feo mandeha
Mihodikodina etsy sy eroa
Tsikarotro , ihany
Ilay fomba fijery sy fiatsaram-belatsihy
Tena mahagaga
Dia mitantra , ilay feo
Ka lasa mandratra sy mankaleo
Hay , tsy inona fa
Fanenjehana sy fanaratsiana
Tsapako ihany , fa fialonana izany


Faraniaina RAKOTOARIVELO
--------
Rohy:
1195 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : rfra
Nampiditra : rfra
Daty : 18/06/2013 07:08
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014