Hatory aho (Rianala)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
'Ndeha hamonjy ny fandriana
Fa malahelo mafy anao.
Tiako ho hita ianao ry tiana
Nefa tsy haiko izay hatao.
Na mbola tsy alina aza ny andro,
Hatory ihany aho aloha;
Na efa io aza ny masoandro
Dia mbola handry aho,tsy hifoha.
Hatory aho mba hanonofy hoe
...Eto anilako ianao
Izay no hany sisa rotsy
Mampitraka ahy tsy ho lao
--------
Rohy:
Sokajy : embona
1237 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rianala
Nampiditra : mimisteph
Daty : 30/07/2014 10:15
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094