manina - riva ando andriamalala
Ny eritreritro any Ankaratra
ny masoko any Andringitra
ny tenako eto Imerina;
mihamalazo fahavaratra
'ty foko...no miharingitra
tsy mahandry anao hiverina!
Sokajy :
embona
Ny eritreritro any Ankaratra
ny masoko any Andringitra
ny tenako eto Imerina;
mihamalazo fahavaratra
'ty foko...no miharingitra
tsy mahandry anao hiverina!