Ny fitiavana (RLDV)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Toy ilay felan draozy mahafinaritra
Mizara hanitra ho an ny hafa
Tsy vidina fa av amin Andriamanitra
Ka ny ratsy rehetra dia ho voafafa.

Toy ilay felan draozy mafinaritra
Mena midorehitra ao anaty vazy
Tsy misy takalo ny fofony manitra
Fa voka pitia atolotra ho azy.

Toy ilay felan draozy mafinaritra
Fotsy manjopiaka eny an jaridaina
Tsy misy taho sy tsilo handratra
Fa ny tsara hatrany no zaraina.

Toy ny zava maintso mahavariana
Mijoro hatrany mba hiaro izay liana
Tsy mifanary raha tojo fahoriana
Fa eo hatrany manampy an ireo mila fanampiana.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
899 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RLDV
Nampiditra : RLDV
Daty : 23/01/2017 09:07
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101