You are here: home > Vetso

AZA FALY (TOHINY) - RMA

Aza faly ny hamitaka na koa handainga
Ka rhf mahazo misitaka na koa manainga
Aza faly ny hanam_be na koa hihoatra ny hafa
Fa rhf mahazo ny be dia zarao ho an'ny hafa!

Aza faly mihambo ho poeta malaza,
Fa miezaha mb ho asa mitondra fanabeazana!!!

Sokajy : fananarana

Hametraka hevitra

Midira aloha