You are here: home > Vetso

MORON_DRANOMASINA (TOHINY) - RMA

Ny onja mihao2 ,mitaona hilalao
Ny fozakel akorandriaka,no hosamboritsik
Ar ty rano mihandrona nef to ts ritra!?
Finaritr ery n mpiala sasatr ,Milalao ty rano manonj ts met sasatr
Ts maha te hiala rhf milalao ranomasina
Ka satr fona h eo amorony

Sokajy : vazivazy

Hametraka hevitra

Midira aloha