You are here: home > Vetso

TSINDRY - RMA

Tsindry no nasehonao ahy ,Fa nasehonao ity rafilahy Tsindry toy ny zavatra mafonja ka manindry manonjanonja !
Tsindry manambara ,Fa ts mila intson ,Fantantro ny tianao hambara mandehana fa izaho tsy hitana intsony!!!

Sokajy : Alahelo

Hametraka hevitra

Midira aloha