Lasa ianao (Rnt)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lasa ianao tsy mba nilaza tamiko akory
Tampoka moa iny dianao iny
Ny marainan'ny Sabotsy vao henoko fa lasa ianao
Kivy tanteraka aho nefa tsy aiko ny atao

Kivy aho satria ianao no saiko hamboraka fitia
Ny adiresinao tsy fantatro akory
Fa fantatro fotsiny hoe any Mahitsy any
Gina aho! gina satria tiako loatra ianao

Toa misento foana aho ,
Raha sendra irery iny
Toa tsy zakako raha mitahy izao
Eh! mampamangy any Mahitsy any
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
827 1
Mpakafy: Rnt4
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rnt
Nampiditra : Rnt4
Daty : 20/05/2017 19:15
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143