AZA MINIA MANADINO (ROJOSALOHY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AZA MINIA MANADINO
Minia manadino ny fisiako va ianao?
Ka zary mamafa ny tandindoko eo anatrehanao?
Nefa asakasakao!
Fa ampy hitiavako anao
Ireo vaingan-dranomaso nalatsako ho anao
Ka ny sentoko mangina
No ho lakolosy hanaitra ny torimasom-panadinoanao.........

ROJOSALOHY
--------
Rohy:
Sokajy : embona
1608 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ROJOSALOHY
Nampiditra : rojosalohy
Daty : 05/01/2009 13:44
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01