FANIRIAKO (ROJOSALOHY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANIRIAKO

Tsy ny ho sambatra eo anilanao no iriko
Fa ny ho tia anao;
Ny higoka ny hamamin'ny fitiavantsika
Eny, maninona moa na ny tangenan'ny fitiavanao ihany koa aza!
Satria tia anao aho!
Tia anao amin'ny fitiavana mahery setra;
Tia anao noho ilay fitia nitsiry mangina teo amintsika;
Ka irony adiady, sangisangy fahizay
Atambatsika ho fitia mivaivay!

ROJOSALOHY
--------
Rohy:
1498 1
Mpakafy: rojosalohy
Hevitra mandeha
Zozoro ( 23/09/2011 16:27)
Mankasitraka e! tena tsara! tena tia tokoa.
rojosalohy ( 24/09/2011 08:27)
Isaorana ianao mankasitraka!
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2025