MARAINA VAOVAO (rovarandrianirina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
maraina indray ity lay andro mafinaritra.maraina vaovao hanomanana ny ho avy.hanome hafaliana sy fafinaretana.hanafoana sy hampisinda ireo jaly.

indreo ireo zava-boary mafinaritra avokoa.ilay masoandro mibalika mamiratra tokoa.miramirana ny ankizy mifaly koa ny tany.ireto Ray sy Reny manasoa hatrany.

na mafy tokoa aza ny fiainana.tsy mba niondrika akory izy ireo.fa nibanjina ny tanjona.nitraka fa tsy mora leo.

ho anao ry zazalahy,ho anao ry zazavavy.moa ve fantatrao lay nipoiranao.mba jereo izy ireny fa mitoloko mitoreny.lay anjara-masoandronao indreo mba hazavao
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana - Aingam-panahy
1072 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : rovarandrianirina
Nampiditra : rovarandrianirina
Daty : 20/03/2017 18:48
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0096