Malala a tiko lotra enao (Rtv )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Malala a tiko lotra enao
Aza atao makarary
Ilay ditraditra keliko ireny
Fa za anie ka tena babonao e
Ka aza avela fa tianao lotra
Adala ozizy enao , nefa izay
Anie malala ilay teny hoe izay tia
Adala e, ka mba ekeo re raha to aka sitrakao
Malala a tiko lotra enao,
Raha ny fitiavako anoa anie malala e
Tsy ataoko toy ny varavarana e tiana ihany anie
Fa atositosiko, fa ataoko fitia garanadelina e ,
Tanora enao haingony saha, antitra miketrona
Anefa vao maika tena mamy ilay fitiavako anao malala a
Ka raha sitrakao re aza ampijalina e fa efa lasanao daholo
Ka aza asiana fameriny intsony e!
Fitia tena fitia malala a teny avy ato ambavako anefa
Zany fa vokatriny foko lalina e
Nanoratra
Rtv
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1653 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rtv
Nampiditra : Ratovomanana
Daty : 18/11/2018 17:52
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094