Satria ve za mahatra dia (Rtv )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Satria ve za mahatra dia tsy tinao
Satria ve za mavomavo dia halanao
Tsy tsapanao mintsy ilay fitia
Atolotro ho anao, nefa raha mba
Tsampanao ihany aza ampijalina
Ity foko tianao, fa mba raiso ho anao
Aza atao fitiava varavara re e!
Tinao ihany anefa ka atositosika kao e!
Raha ny fitiavako anao dia mitombo
Isanora isaminitra ka aza ampijalina e!
Raha toa ka ekenao de aza atao
Izay hankarary ny foko satria
Raha marary izy io dia ianao ihany
No fanafodiny e
Malala tiko lotra enao
Nanoratra
Rtv
--------
Rohy:
Sokajy : fanantenana
1543 1
Hevitra mandeha
raims randriamalala ( 19/11/2018 15:54)
izaho, mahantra, tianao, mihitsy, tsapanao, fitia varavarana, atositosikao, isan'ora, isa-minitra, dia, ianao, tiako...! mbola azonao hahitsy io, dia tsy mety loatra ilay fanoratanao azy...!!!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rtv
Nampiditra : Ratovomanana
Daty : 14/11/2018 18:02
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095