You are here: home > Vetso

raozy - samiir lien'ju Rafaralah

sambatra aho ka sambatra
fa tojo anao ry tiana
tretrika dia tretrika
sy ampoka hafaliana
...
faly sady ravo
fa indro to ilay nofy
tojo ity voninkazo
mamelona,mandrotsirotsy

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha