Tanindrazana (samymalagasy na A. narindra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Io lay madagasikara soa
Zay nahitana ny mamy sy ny mangidy
Tao ny fampijaliana sy fampaoriana
Zay nafaty olona maro tokoa

Io lay tanindrazantsika
Ka kolokoloy tsara
Satria io no lovaintsika sy ny taranantsika

Eny mantsy
raha andeha any amin-tany hafa dia voaraoka sy voatositosika
ka tsy aleo ihany ve eto an-TANINDRAZANA E!


samymalagasy na A.narindra
--------
Rohy:
742 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : samymalagasy na A. narindra
Nampiditra : samymalagasy
Daty : 16/07/2004 03:35
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094