You are here: home > Vetso

Miora - Sedra

Isaorako ianao ry natiora
Nahavita olona toa an'i Miora
Isaorako ianao ry Andriamanitra
Nanome azy ny ranomanitra

F'izao izy mahafinaritra
Fa mamerovero sy manitra
Endrehana bika tena kanto
Sy feo tena milantolanto.

Izaho  mba te ho toa anao koa
Te hanana toetra anankiroa:
Mba te ho  soa sy hahafinaritra
Sy hanana saina maranitra

Mombamomba

Mpanoratra : Sedra

Nampiditra : Sedra
Daty : 22/11/2003
Mpamangy : 1104
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

" ty ataonao! "
Io fihetseham-po io
Diniky.nysaiko

Hevitra mandeha

fetra (28/11/2003 18:50:09)

Tsarabr

Hametraka hevitra

Midira aloha