You are here: home > Vetso

DIAPENINA - Sento tokana

Toa tsy aiko ny tsy anoratra
Ireo ventso ato anatiko
Toa tsy aiko ny hanoatra
Ireto sento ato amiko.


              Manery ahy ny penina
             Manery mba hanoratra
             Ka tsy takona afenina
             Ity fanahy mitraotra.


Toa tsy aiko ny tsy anambara
Ny ato anatiko,
Toa tsy aiko ny tsy iazara
Ny afaliako.

                          sento tokana

Hametraka hevitra

Midira aloha