You are here: home > Vetso

Any izy any.... - Sento tokana

Manganoano mpahanginana
Tomanin'alahelo
Noho ny tsiaro tsy azo idifirana
Nohon'ny lasatsika mbola eo.


Ny masoandro mondy ampitsikina
Izaho hitsena alim-pahoriana
Alim-pahatsiarovana ny lasa
Alina itomaniko de ampitombo ndray ny ratra.

                                                             Sento tokana

Sokajy : Alahelo, embona, Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha