Aza mitetateta (Sento tokana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
aza mtetateta re
ka zavatra tsy hahy no andramana
mba jereo anie e
ireo efa nahazo ny namana.

Aza mipingapina
Ka amin'ity tongotra ila no ndeha hamindra
Jereo ireo maro fa efa solaka
Aza andramana intsony fa tsy ahafaka.

Aza morat taitaitra
Ka ianao indray no ho taraiky
Fantaro ny atao
fa, aza mitetateta ianao.


SENTO TOKANA
--------
Rohy:
854 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141