You are here: home > Vetso

Safidinao - Sento tokana

safidinao ny andeha
Safidinao ny andao
Ianao no nireharea
Fa hoe "efa lao "



           Ianao no nampijaly
           Fa tsy mba namalifaly
           Ianao no nandratra
           Sady nandaka




Ianao no namilafila
Nilaza hoe tsy mila
Ianao no nigafy
Fa nilaza hoe "efa mapirafy".



            Safidy nen-ty
            Ka lasa mandeha
            Tandremo miverina aty
            Fa omeko getibe




                               Sento tokana

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha