You are here: home > Vetso

Tsy sahy - Sento tokana

Efa atry ny ela ihany aho
no nitia anao.
Nefa maninona ary za tsy saha niteny,
Ireny fietsiko ireny
tena manambara fitiavana.


     Raha sendra misy adisiako kely,
     de lasa aho mandositra sy mihery,
     satria menatra aho ka tsy mahajery,
     ilay endrikao mahafatifatikely.


Tiko ranga ianao a
tiako tena tiako
fa maninona ary za no vendrana toizao
tsy masa mikaoty.


    Anambara aminao zaha,
    nefa enao ve tia ahy?
    aleoko enao namako iahany ka
    fa sao mandositra anah.

                                                    Sento tokana

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha