You are here: home > Vetso

Faly ery - Sitlo

Faly ery lekely
fa vita ny batemy
ka tondrahan'ny anjely
ronono sy tantely

Vita tompoko!

Sokajy : Fifaliana

Hevitra mandeha

Zozoro (12/04/2009 07:55:46)

Tsara ka! ho voky ronono sy tantely Lendrina, sady anjely no manome !!

RAINMBAH (18/04/2009 10:58:04)

Faly ery koa i Lekoto,
Fa nitondran-dreniny mofo,
I Ketaka kosa dia nangasihasy,
Fa tsy mba nahazo mofogasy.

Hametraka hevitra

Midira aloha