You are here: home > Vetso

NY POETY - Solofomanjato

NY POETY


Laharan-tsoratsoratra rafetin’ny poety
No nasolo kosa ny lefona sy basy
Ka nentiny nanainga hanako sy hitety
Izao tontolo izao hanondrotra ny Gasy



SOLOFOMANJATO

Hevitra mandeha

Zozoro (08/06/2009 21:13:16)

"...étrangement calme et serein
un poète se tient assis
à sa table toute une nuit
griffant de lugubres quatrains..."

3004 (12/06/2009 00:33:46)

Misaotra anao, Solofomanjato, fa dia poety tokoa ianao. Tiako be ilay PIANO.

3004

3004 (12/06/2009 00:34:30)

Misaotra anao, Solofomanjato, fa dia poety tokoa ianao. Tiako be ilay PIANO.

3004

endrika01 (21/06/2009 12:54:31)

Ny poety tsy dia be filaza,
fa mamintina ny hita,
toy ny voasoratrao!

toetra (21/06/2009 16:02:38)

Marina izany, ny tononkalo lavareny dia mampamonamonaina.

Hametraka hevitra

Midira aloha