MIANDRY ANAO (Steeven PHANOELSON)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
=>Fotoana maro tsika nu voatery we nisaraka
=>fa ny fon-tsika roa nitambatra fa ts nisaraka
=>tiako, tena tiako enao rahavako
=>tsy menatra aho nu ilaza fa efa vonona ny vavako
=>na dia ts de mifandray ar tsika de za wa mbôl tia
=>ar miandry anaw hatrany satria manjaka lay fitia
=>tsotra enao ka tsotra afk iarahana
=>fa ataon-tsika lavitra ny foto-pisarahana
=>n'iza n'iza tonga hanangam-pahavalo
=>na de ny olona betsak tonga hatrany isalo
=>de tsik aleo miroso fa ts mb hihemotra
=>fa rehefa tonga saina iz reo de ts maints hihevitra.
=>ka miandry aho miandry anao
=>fa andriko eto foana ze hahatongavanao
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1590 2
Mpakafy: steef - Masoandroko
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Steeven PHANOELSON
Nampiditra : steef
Daty : 28/07/2016 16:19
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137