NY FONAO Azafady ramatoa (sylvio(cora))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FONAO
Azafady ramatoa
Raha manelingelina anao
Fa misy zava-mahasoa
Angatahiko aminao.

Tsy vola sy harena sanatria
no tadiaviko aminao
Fa hantahanta sy fitia
Miampy ny fonao.

Raha mba sitrakao ry tiana
Etsy atolory ahy ny fonao
Ka raiso anao f'aza ariana
'Ty foko izay atolotro anao.
--------
Rohy:
1091 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : sylvio(cora)
Nampiditra : sylvio05
Daty : 09/03/2017 15:35
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136